Tsy misy tohiny hatreto ary toa very anjavony mihitsy ny antontan-taratasy mirakitra ny fitorian’ireo olona ambony teto amin’ny Firenena nanodinkodina volam-panjakana.