Ireo mpilalao
Rasoloherinomenjanahary Mahery avy eto Analamanga teraka ny 18 Janoary 1997 manana halavana 1,74 m
Rahajaniaina Orlando avy any Boeny, teraka tamin’ny 18 Jona 1997 manana halavana 1,82 m
Rabarijoelina Kiady M. avy any Vakinakaratra teraka tamin’ny 16 Mey 1997 manana halavana 1,93 m
Rabarimanantsoa Ony avy eto Analamanga teraka tamin’ny 14 Mey 1997, manana halavana, 1,92 m
Rabenandrasana N. Harizo avy eto Analamanga, teraka tamin’ny 01 Oktobra 1997 manana halavana 1,69 m
Randrianarivelo K. Steephen avy eto Analamanga teraka tamin’ny 31 Mey 1998 halavana 1,91 m
Tsafehy Yves Ismaël avy eto Analamanga, teraka tamin’ny 19 Fev 1998 manana halavana 1,84 m
Raharihasina Mihaja Henintsoa avy eto Analamanga teraka ny 7 Fev 1998, manana halavana 1,74 m
Ramanampisoa Eddy Franco avy any Vakinankaratra, teraka ny 19 Jano 1997, manana halavana 1,80 m
Randrianarivelo Tsizanirina Tojo Zo avy eto Analamanga teraka ny 1 Jolay 1997, manana halavana 1,90 m
Andriambeloarivony Idealy avy any Itasy teraka ny 15 Aog 1997, manana halavana 1,69 m
Mauge Ulric Ludovic avy eto Analamanga teraka ny 6 Okt 1997, manana halavana 1,95 m
Randriamampionina Elly avy any Diana teraka ny 20 Jolay 1997 manana halavana 1,82 m
Ravelojaona Antsa avy any Frantsa, teraka ny 26 Jan 1998, manana halavana 1,70 m