Webradio

REVEILLON : Teo am-piandrasana ny taona vaovao no tapaka nandritra ny 40 mn ny jiro

Hasosorana sy hakiviana ny an’ny vahoakan’i Mahajanga, ny alin’ny sabotsy hifoha ny 1 janoary 2017. 1er janvier 2017

Nandritra ny fiandrasana ny figadonan’ny taona vaovao dia nirotsaka tampoka ny haizina fa tapaka ny jiro saika tamin’ny Fokontany rehetra.

Tsy nisy azo natao, indrindra ho an’ireo tsy manana fitaovana mpamokatra herinaratra fa namelona labozia.

Na niverina aza ny jiro 40 minitra taty aoriana dia niaina tamim-piahiahiana ny hahatapahan’ny jiro ihany ny mponina.

Nanomboka teo anefa dia nandeha tsara ny jiro fa ny maraina indray vao tapaka.

Vanessa

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n'apparaîtra qu'après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés