Webradio

RADAVIDSON ANDRIAMPARANY : “Tsy mahatoky ny fitondrana raha ny kabarin’ny Filoha”

Nampandry andrisa ny kabary ny Filohan’ny Repoblika, hoy ny fanehoan-kevitry Radavidson Andriamparany, minisitry ny Vola teo aloha tamin’ny fitondran-dRavalomanana Marc. 11 janvier 2017

Tsy dia naharesy lahatra loatra ny lahateny nataon’ny Filoha iny. Midika izany fa niezaka ny nanadio tena izy tamin’io kabary izay nataony io. Tsy nisy resaka ny fijerena mikasika ny sosialim-bahoaka tamin’ny lahateny nataony fa ny fitanisana ny zavatra vitany no nentiny nirehareha.

Aminy, dia tsy matoky izao fitondrana izao intsony izy, na eo amin’ny fampandrosoana ny firenena, fa ny fiomanana ny fifidianana amin’ny 2018 no tanjon’izao fitondrana izao.

RaJean

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n'apparaîtra qu'après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés