Webradio

BURHANI FOOD DONATIONS : Mizara sakafo ho an’ireo mpatory an-dalana ao Toamasina

Mandray anjara mavitrika amin’ny asa sosialy eto Toamasina ny fikambanana karana Burhani Food Donations.  10 avril 2017

Ho fanampiana ireo olona sahirana ara-pivelomanana mpatory an-dalana, dia misy ny fizaràna sakafo isaky ny 15 andro. Izao no natao mba ho fanamaivanana ny fahasahiranana ho an’ireo olona tsy manana trano fonenana.

Ankoatra ny fanomezana sakafo izao dia nitsiry koa ny hevitra amin’ny ho fijerena vahaolana maharitra ho an’ireo mpatory an-dalana eto Toamasina.

Kamy

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés