Webradio

TOAMASINA : Tsy handefitra amin’ireo Polisy mihoa-pefy ny kaomisera Razafindahy Fleurys

Mahakasika ilay vaovao nivoaka tao anaty tambajotra sosialy tao Toamasina tamin’ity herinandro ity fa misy polisy mandrindra fifamoivoizana no mamo am-perinasa dia naneho ny heviny ny Kaomisera Razafindahy Manitra Fleurys avy ao amin’ny Kaomisaria foibe Toamasina. 15 juin 2017

Nilaza ny tenany fa raha misy tranga tahaka ireny dia tokony hampandre haingana ny lehiben’ny Polisy akaiky azy indrindra ny olona raha mahita Polisy mamo am-perinasa. Tsy azo ekena mihitsy izany Polisy mamo na misy fofon-toaka eo am-panatanterahana ny asany izany. Tafiditra ao anatin’ny fioharam-pefy izay ka tsy azo leferina, hoy hatrany ny fanazavany.

Kamy

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n'apparaîtra qu'après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés