Tokantrano valo ao amin’ny Fokontany Ambohimena amin’izao fotoana no efa mampiasa izany herinaratra izany. Nankasitraka izao famatsiana herinaratra izao ny tanànany izao ny mponina.
Ny tanjon’ity fikambanana ity ny hanampiana ireo eny amin’ny tontolo ambanivohitra mba hialan’izy ireo amin’ny fahamaizinana.
Mihaja Sarobidy