Webradio

FANAHINIANA SA TSY FAHAMATORANA ? : Napetaka tao amin’ny toeran’ny kandida faha-13 ny afisin’ny faha-14

Nanaitra ny mpandalo ny zava-nisy teo amin’ny toerana fametrahana afisy fampielezan-kevitra anoloan’ny biraon’ny firaisana Ankirihiry Toamasina ny marainan’ny alarobia 10 oktobra lasa teo.  11 octobre 2018

Ny faritra natokana hametrahana ny afisin’ny kandida laharana faha-13, Andry Rajoelina, dia nametahan’ny mpametaka afisin’ny kandida laharana faha-14, Eliana Bezaza. Nipetraka ny fanontanian’ny maro hoe fanahiniana natao sa tsy fahamatoran’ny mpametraka afisy  ? Tokony hanome toro-marika mazava an’ireo mpiara-dia aminy ny kandida tsirairay mba hialana amin’ny tranga tahaka izao niseho tao Toamasina izao.

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés