Webradio

VONDRON’NY MPISEHATRA AMIN’NY FAHASALAMANA : Manohana ny Kandidà N° 13 Andry Rajoelina

Mitombo isa hatrany ireo mpanohana ny kandidà N°13. Nanao ny vondron’ny mpisehatra  amin’ny fahasalamana  eto an-drenivohitra ny  zoma faran’ny herinandro teo fa “ manohana tsy misy fepetra ny filoha Andry Rajoelina laharana faha-13”. 3 décembre 2018

Resy lahatra izy ireo fa afaka mamaly ny filàn’ny vahoaka ny vina sy paikady Iem aroson’ity kandida ity, izay nanaovany velirano. Nahavelom-bolo azy ireo tanteraka ireo veli

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés