Webradio

MINISITRY NY ATITANY : Mpitandro filaminana maro hahetsika mandritra ny fifidianana

Mpitandro filaminana maromaro no hahetsika mialoha, mandritra ary aorian’ny fifidianana ho avy izao, hoy ny Minisitry ny Atitany, Tianarivelo Razafimahefa.  13 mars 2019

Izany dia mba hampirindra ny fifidianana ao anatin’ny filaminana tanteraka. Izany dia atao manerana an’i Madagasikara, isaky ny distrika ka samy handray ny andraikiny avokoa ny rehetra, toy ny tamin’ny fifidianana fihodinana voalohany sy faharoa tamin’ny herintaona ireny, hoy hatrany izy. 

Nandalo teto Mahajanga izy niaraka tamin’ ny praiminisitra ny talata teo ary nisy ny fidinana ifotony nataon’izy ireo tany Ambato Boeny, nijery ny zava-misy any an-toerana amin’ny lafiny maro, ka anisan’izany ny tsy fandriam-pahalemana izay manjaka sy ny faharatsian’ny lalana.

Vanessa

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés