Webradio

FARITRA DIANA : Voatendry ho talem-paritry ny Fanabeazana sy ny fampianarana tekenika i Boudi Serdos

I Boudi Serdos Olivier no voatendry ho talem-paritry ny Fanabeazana sy ny fampianarana teknika any amin’ny Faritra Diana. 1er avril 2019

Izy araka izany no hisolo toerana ny talem-paritry ny Fanabeazana teo aloha Jao Arsène sy ny an’ny fampianarana teknika Samuel.

Tsy mora ny andraikitra miandry an’ity talem-paritra vaovao ity, ka mitaky fiaraha-miasa amin’ny olona manana traikefa araka asa. Marihina fa manana mari-pahaizana DEA amin’ny « physique nucléaire » ny lehilahy ary nanaraka fiofanana maro ara-teknika sy pedagojika.

A.Lepêcheur

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés