Webradio

FIKAONANDOHA MIKASIKA NY ANGOVO ETO MAHAJANGA : Mitondra vahaolana ny GDPM

Hanao fikaonandoha arahina fampirantiana andiany fahaefatra amin’ny resaka angovo eto Mahajanga ny GDPM na vondron’ ny matihanina amin’ny resaka angovo eto Madagasikara.  12 avril 2019

Hitady sy hitondra vahaolana amin’ny tsy fahampian’ny angovo sy herinaratra  izy ireo. Efa manana vahaolana ny fanjakana ary efa manana vahaolana ihany koa izy ireo, ka ny andrasana dia ny fanazavana ny vahaolana entin’izy ireo, ahafahan’ny fanjakana mandray fanapahan-kevitra amin’ny fametrahana ny vahaolana.

Ny vina hatreto dia ny  “Hybride Thermique solaire 20megawatts”, izay ho an’i Faritra Boeny sy Diana. Ny 28 sy 29 avrily izao no hatao ny fampirantiana  ataon’ireo mpandraharaha sy mpisehatra amin’ity angovo ity.

Vanessa

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés