Webradio

KANDIDA VITA ZARGA : Nijery ny olana mianjady amin’ny mpivarotra tao bazary be Nosy Be

Maro ny olana sedrain’ny mpivarotra ao amin’ny bazary Be ao an-tampon-tanànan’i Nosy be Hell-Ville. 22 octobre 2019

Nanapaka hevitra nidina teny an-toerana nijery ny tena zava-misy sy nifanakalo hevitra tamin’ireo mpivarotra ny kandida  nilatsa-kofidiana ho ben’ny tanàna natolotry ny vovonana IRD amin’ny fifidianana ho avy izao, Vita Gilbert , fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Vita Zarga, ny alahady teo. Fantatra araka izany, nandritra ny fidinana ifotony  nataon’ity farany, ohatra,  fa tsy ampy ny rano ary tery ny toerana  ao bazary Be. Nitaraina ihany koa ny amin’ny tsy fanarahan-dalàna misy eo amin’ny fandaminana ao bazary Be ireo mpivarotra.

 A.Lepêcheur

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés