Webradio

ANTSIRANANA : « Hatao amin’ny fomba mangarahara ny fandraisana mpampianatra Fram »

«  Amin’ny fomba mangarahara no handraisana ireo mpampianatra ho mpiasam-panjakana  ». 28 octobre 2019

 Izay no nambaran’ny  Minisitry ny Fanabeazam-pirenena  sy ny fampianarana teknika ary arak’asa  nandritra ny  fihaonana nataony  tamin’ireo tompon’andraikitra sy mpampianatra tao amin’ny «  Capr  »  tany Antsiranana, tamin’ny herinandro teo.

Noho izany, hoy izy, hatrany hajoro isaky ny «  établissement  » ny komity handinika ny fandraisana mpampianatra ho mpiasam-panjakana ary hisy solontenan’ny minisitera hidina any an-toerana handrindra sy hanara-maso ny asan’ireo komity ireo. Ankoatra izay dia mbola nampahatsahiviny ny toromarika izay tsy maintsy harahina ho fanatsarana ny fitantanana ny asam-panjakana sy ny departemanta izany tantaniny.

 A.Lepêcheur

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés