Webradio

ANTSIRANANA I : Voafidy fanindroany ho ben’ny tanàna i Djavojozara Jean Luc

Voafidy fanindroany ho Ben’ny tanànan’Antsiranana i Djavojozara Jean Luc araka ny voka-pifidianana ofisialy navoakan’ny Fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin’ny fanjakana, ny zoma teo tany an-toerana. 13 janvier 2020

Nilatsaka tamin’ny anarany manokana i Djavojozara Jean Luc raha nitondra ny loko Mapar izy  tamin’ny fifidianana nahavoafidy azy ho Ben’ny tanàna voalohany, tamin’ny taona 2014. Nitondra tenin’ireo Ben’ny tanàna tsy miankina namany voafidy i Djavojozara Jean Luc taorian’ny fotoam-pitsarana voalohany nataon’ny TPA tany an-toerana, ka  nilazany fa  vonona hiara-hiasa amin’ny fanjakana izy ireo amin’ny asa fampandrosoana ny kaominina niaviany avy.

Ny Fanoratana

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n’apparaîtra qu’après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés