Webradio

BAOLINA KITRA - TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA : Lalao 8 sisa ny dingana voalohany

Lalao 8 sisa no ho tontosaina any amin’ireo kianja 4 eto amin’ny Nosy (Ambanja, Tsiroanomandidy, Antsirabe ary Ambatondrazaka) ny 21 septambra 2010 dia ho tapitra ny fifaninanana dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny baolina kitra taona 2010. 21 septembre 2010

Lalao 8 sisa no ho tontosaina any amin’ireo kianja 4 eto amin’ny Nosy (Ambanja, Tsiroanomandidy, Antsirabe ary Ambatondrazaka) ny 21 septambra 2010 dia ho tapitra ny fifaninanana dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny baolina kitra taona 2010.

Any Ambanja :

Fc Joel Sava # Herita Antsohihy ;
Ascum Mahajanga # Jsms Ambanja.

Any Tsiroanomandidy :

Ajs Melaky # Bas
Tanà Formation Fc # Cnaps Sport.

Any Antsirabe :

Fc Grand Olympique Menabe # Fc Maeva ;
Japan Actuel’s Fc # Académie Ny Antsika.

Ary any Ambatondrazaka :

As Adema # Fc Fitama Ma-Nord ;
As Fortior Toamasina # Voromaherin’Alaotra.

Samy amin’ny 1ora sy 3ora tokandro avokoa no hanombohan’ireo lalao rehetra ireo.

Ireo voka-dalao tamin’ny andron’ny alahady 19 septambra tany amin’ireo kianja 6 nanaovana ny fifanintsanana :

Herita Antsohihy (1) # Racing Club Nossy be (2)

Fc Joel Sava (1) # Ascum Mahajanga (0) ;

Tanà Formation (1) # Bas Tsi/didy (1) ;

Ajs Melaky (0) # Cnaps Sport (2) ;

Académie Ny Antsika (6) # Fc Maeva (0) ;

Japan Actuel’s Fc (3) # Fc Grand Olympique (0) ;

Real Fc V7V (1) # Fc Mania D’Ambositra (0) ;

Fils Eléphant FD # As EspoirAmbovombe (forfait) ;

Fc Ilakaka (0) # 3Fb Tuléar (0) ;

As Adema (1) # As Fortior Toamasina (1)

Voromaherin’Alaotra (3) # Espérence Vavatenina (1).

Tiaray R

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés