Webradio

Banner kely Gauche 200px × 30px :

19 novembre 2009
Fitarainana amin’ny Afitsok’Ingahy RAFFIK HOUSSEN amin’ny tokotany hanorenana Fiangonana Katolika Vaovao eto Betania Toliara, fa angalirn-dRAFFIK Karana, ka amidiny amin’ny Vazaha ! Mila jerena akaiky ny manjo anay eto Toliara amin’io ataon’io Lehilahy karanay ratsy fanahy io !
2014-10-15 10:44:04 par RAKOTOSOLOFO Jean Emile

Salama Tompoko ô,
Mitaraina izahay Kristianina Katolika diosezy Toliara, indrindra izahay ato amin’ny Paroasy Betania mba hijery akaiky ny ataon’i RAFFIK HOUSSEN, Karana eto Toliara, fa manjakazaka sy manatena ny volany izy dia miady amin’ny Malagasy rehetra eto Toliara, ary mangalatra ny Taninay. Vahiny izy nefa tena mampalahelo anay mihitsy ny ataony. Ny tanin’ny Fiangonana efa anan’ny Fiangonana Titre sy borne, dia tadiavy hamidy 4 milliards Ar ny vazaha namany any ivelany, ka ny iray milliara Ariary idaivany ny tany,ka raha azony dia tombom-barotra ho azy ny telo milliard Ariary. tany hanorenana Fiangonana Katolika vaovao nefa io tany io. akoatr’ireo dia maro ny tanin’olona no angalariny eto Toliara. Jereo akaiky ny manjo anay Tompoko. Aiza ve ka dia ny olona etranger indray no manjakazaka eto amin’ny tanintska ? Ampitao amin’ny manam-pahefana rehetra any ! Manantena valiny mahafapo avy aminareo aho Tompoko ! Misaotra indrindra Tompoko


Banner kely Gauche 200px × 30px mahereza fa fantatrandriamanitra zay mahasoa
2015-03-19 21:13:36 par Jimmy stephan

Mahereza fa fantatr,Andriamanitra izay mahasoa

modération a priori

Ce forum est modéré a priori : votre contribution n'apparaîtra qu'après avoir été validée par un administrateur du site.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés