Webradio

ANKATSO : 48 ora hanondrotana ny vatsim-pianarana :

24 mars 2010

Nampitandrina ny fitondram-panjakana, indrindra fa ny minisiteran’ny fampianarana ambony ny mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo
amin’izao fotoana izao.

Manome 48 ora izy ireo hanondrotana ny vatsim-pianarana farafaharatsiny 50 %. Tapitra anio hariva ny fe-potoana, ka handrasana ny ho vokatr’
izany. Hisy hetsika sy fitokonana goavana homan’ny mpianatra raha tsy misy ny valiny mahafa-po.

R.R.

Qui êtes-vous ?
Votre message
  • Pour créer des paragraphes, laissez simplement des lignes vides.


Design et réalisation: VizEcho Media Copyright © Ino Vaovao.COM SA - octobre 2009 . Reproduction interdite - Tous droits reservés